Fruitful Registry
Home › Books
Baiboly Fihirana icon
Age Rating
4+
Years
Language
EN
Size
67.4
MB

Information

Apple ID6772018591
Bundle IDcom.mandamahefa.baiboly
SellerSeller
Min iOS17.0
Min macOS14.0
Device familiesiphone
Released2026-05-26
Copyright© Manda Ramahefanimanana
WebsiteLink ↗
Privacy policyLink ↗

Preview 1 platform

iPhone 10 images

iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot
iPhone screenshot

What’s New Version 1.0.16

- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa - Kalandrie famakiana baiboly - Fitadidiana sy fanazarana soratra masina - Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application

Description

Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy. BAIBOLY FENO - Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM - Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra - Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy - Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16") - Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao FIHIRANA ISAN-KARAZANY - Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827) - Fihirana Fanampiny sy Salamo - Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga - Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français) LITORJIA & FANEKEM-PINOANA - Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana) - Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns. - Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.) FITAOVANA HAFA - Diksionera Baiboly Malagasy - Vavaka samihafa Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

Accessibility

ipadiphonemacrealityDevicetvoswatch

Version history 16 versions

Build 887837579v1.0.162026-07-05 00:43:42
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa - Kalandrie famakiana baiboly - Fitadidiana sy fanazarana soratra masina - Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application
Build 887537932v1.0.142026-06-28 16:57:31
- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly - Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa - Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)
Build 887557125v1.0.152026-06-28 22:52:58
- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao - Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo - Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fanovana programa
Build 887492743v1.0.132026-06-26 20:45:28
- Fanavaozana ny konkordansa - Famoronana programa amin'ny endriny hafa kely - Famoronana dingana programa (Hira, Asa vavolombelona,...) - Fizarana ny programa voaforona ho pdf na an-tsary
Build 886914491v1.0.122026-06-13 19:26:47
Fanitsiana ireo konkordansa Nahitsy hatrany ny audio sy ny boky rehefa mamaky baiboly Afaka mihaino audio amin'ny toko sy andininy voasafidy n'aiza n'aiza Afaka mitady toko andiny avy hatrany eo amin'ny page accueil (ohatra Jaona 3:5-16)
Build 886899453v1.0.112026-06-12 21:50:57
Nampifanarahana akaiky ny audio sy ny vakiteny rehefa mijery baiboly Nasiana fanitsiana ihany koa ny perikopa Navaozina ny pejy hafa
Build 886587693v1.0.102026-06-06 00:35:37
Azo cliquer-na ilay verset ao anaty konkordansa, sy azo vakiana ny teny mifanaraka amin'ilay verset Fanitsiana ireo andinina laharan-kira ao amin'ny fihirana rehetra Fahazahoana notifcation isaky ny amin'ny 06ora maraina raha misy mise a jour ao amin'ny App Store
Build 886539316v1.0.92026-06-04 23:03:04
Fanitsiana ny diso ao amin'ny hafa / lohahevitra Fanavaozana ny audio rehefa mamaky baiboly
Build 886418129v1.0.82026-06-02 17:47:46
Inona no vaovao amin'ity kinova ity: • Vakio amin'ny feonao — raiketo ny feonao, henoy ny Baiboly amin'ny feonao • Sary andinin-teny azo zaraina (miaraka amin'ny safidy loko) • Loko 5 azo isafidianana ho an'ny rindranasa • Na dia mikatona aza ny finday dia afaka mihaino audio baiboly foana ianao • Audio haingana sy mateza kokoa • Fanatsarana sy fanitsiana isan-karazany
Build 886397322v1.0.72026-06-01 23:38:37
Fanampiana ny tenin' Andriamanitra voasafidy sy ny mofon'aina azo zaraina amin'ny alalan'ny sary Fanitsiana ny diso izay hita ao amin'ny konkordansa
Build 886350172v1.0.62026-05-31 21:42:00
Fanampiana audio tao anaty baiboly Fanampiana lohahevitra maromaro ao anaty pejy hafa, fitaovana (misy andinin-tsoratra masina maromaro isaky ny lohahevitra) Fanampiana ny konkordansa
Build 886247731v1.0.42026-05-28 20:37:21
Fanatsarana ny fomba famadiana pejy amin'ny baiboly toy ny boky taratasy rehefa mamadika pejy Fitadiavana tena na fehezan-teny na lohateny na laharana hira ao anaty fihirana (ffpm, fanampiny, salamo, tsanta, antema, vokovokomanga)
Build 886175327v1.0.22026-05-27 16:48:25
Fanitsiana sy fanatsarana ireo boky sy hira amin'ny endriny hafa
Build 886207945v1.0.32026-05-27 21:01:01
Fahafahana mijery ny hira ao aloha sy ny hira manaraka Fanitsiana ireo hira sy ireo boky ao anaty baiboly
Build 885993061v1.02026-05-26 14:14:29
Build 886157330v1.0.12026-05-26 21:48:13
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy. BAIBOLY FENO - Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM - Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra - Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy - Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16") - Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao FIHIRANA ISAN-KARAZANY - Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827) - Fihirana Fanampiny sy Salamo - Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga - Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français) LITORJIA & FANEKEM-PINOANA - Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana) - Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns. - Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.) FITAOVANA HAFA - Diksionera Baiboly Malagasy - Vavaka samihafa Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

No pricing data captured yet — comparisons appear once the app has paid storefronts or in-app purchases.

Availability 113 of 113 storefronts

RegionLanguagePriceRatingsAvgVersion
MG en-GBFree544.61.0.16
FR fr-FRFree344.81.0.16
CA en-CAFree35.01.0.16
DE de-DEFree25.01.0.16
ES es-ESFree25.01.0.16
AE en-GBFree01.0.16
AF en-GBFree01.0.16
AL en-GBFree01.0.16
AM en-GBFree01.0.16
AR es-MXFree01.0.16
AT de-DEFree01.0.16
AU en-AUFree01.0.16
AZ en-GBFree01.0.16
BA en-GBFree01.0.16
BE en-GBFree01.0.16
BG en-GBFree01.0.16
BH en-GBFree01.0.16
BM en-GBFree01.0.16
BN en-GBFree01.0.16
BT en-GBFree01.0.16
BY en-GBFree01.0.16
CH de-CHFree01.0.16
CY en-GBFree01.0.16
CZ en-GBFree01.0.16
DK en-GBFree01.0.16
DO es-MXFree01.0.16
DZ en-GBFree01.0.16
EE en-GBFree01.0.16
EG en-GBFree01.0.16
FI en-GBFree01.0.16
FJ en-GBFree01.0.16
FM en-GBFree01.0.16
GB en-GBFree01.0.16
GE en-GBFree01.0.16
GM en-GBFree01.0.16
GR en-GBFree01.0.16
GW en-GBFree01.0.16
HN es-MXFree01.0.16
HR en-GBFree01.0.16
HU en-GBFree01.0.16
ID en-GBFree01.0.16
IE en-GBFree01.0.16
IL en-GBFree01.0.16
IN en-GBFree01.0.16
IQ en-GBFree01.0.16
IS en-GBFree01.0.16
IT itFree01.0.16
JM en-GBFree01.0.16
JO en-GBFree01.0.16
KG en-GBFree01.0.16
KH en-GBFree01.0.16
KR koFree01.0.16
KW en-GBFree01.0.16
KZ en-GBFree01.0.16
LA en-GBFree01.0.16
LB en-GBFree01.0.16
LK en-GBFree01.0.16
LT en-GBFree01.0.16
LU en-GBFree01.0.16
LV en-GBFree01.0.16
LY en-GBFree01.0.16
MA en-GBFree01.0.16
MD en-GBFree01.0.16
ME en-GBFree01.0.16
MK en-GBFree01.0.16
MM en-GBFree01.0.16
MN en-GBFree01.0.16
MO zh-Hant-HKFree01.0.16
MR en-GBFree01.0.16
MT en-GBFree01.0.16
MV en-GBFree01.0.16
MY en-GBFree01.0.16
NI es-MXFree01.0.16
NL nlFree01.0.16
NO en-GBFree01.0.16
NP en-GBFree01.0.16
NR en-GBFree01.0.16
NZ en-AUFree01.0.16
OM en-GBFree01.0.16
PG en-GBFree01.0.16
PH en-GBFree01.0.16
PK en-GBFree01.0.16
PL en-GBFree01.0.16
PT pt-PTFree01.0.16
PW en-GBFree01.0.16
QA en-GBFree01.0.16
RO en-GBFree01.0.16
RS en-GBFree01.0.16
RU ruFree01.0.16
SA en-GBFree01.0.16
SB en-GBFree01.0.16
SE svFree01.0.16
SG en-GBFree01.0.16
SI en-GBFree01.0.16
SK en-GBFree01.0.16
SL en-GBFree01.0.16
TD en-GBFree01.0.16
TH en-GBFree01.0.16
TJ en-GBFree01.0.16
TM en-GBFree01.0.16
TN en-GBFree01.0.16
TO en-GBFree01.0.16
TR en-GBFree01.0.16
TT en-GBFree01.0.16
TW zh-Hant-TWFree01.0.16
UA en-GBFree01.0.16
US en-USFree01.0.16
UZ en-GBFree01.0.16
VN en-GBFree01.0.16
VU en-GBFree01.0.16
XK en-GBFree01.0.16
YE en-GBFree01.0.16
ZA en-GBFree01.0.16

Change log 19 changes · SB

releaseNotes updated
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa - Kalandrie famakiana baiboly - Fitadidiana sy fanazarana soratra masina - Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho
description updated
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina
name updated
Baiboly Fihirana
Version 1.0.16 released
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa - Kalandrie famakiana baiboly - Fitadidiana sy fanazarana soratra masina - Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny inst
Version 1.0.15 released
- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao - Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo - Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fan
Version 1.0.14 released
- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly - Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa - Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)
Version 1.0.13 released
- Fanavaozana ny konkordansa - Famoronana programa amin'ny endriny hafa kely - Famoronana dingana programa (Hira, Asa vavolombelona,...) - Fizarana ny programa voaforona ho pdf na an-tsary
Version 1.0.12 released
Fanitsiana ireo konkordansa Nahitsy hatrany ny audio sy ny boky rehefa mamaky baiboly Afaka mihaino audio amin'ny toko sy andininy voasafidy n'aiza n'aiza Afaka mitady toko andiny avy hatrany eo amin'ny page accueil (ohatra Jaona 3:5-16)
Version 1.0.11 released
Nampifanarahana akaiky ny audio sy ny vakiteny rehefa mijery baiboly Nasiana fanitsiana ihany koa ny perikopa Navaozina ny pejy hafa
Version 1.0.10 released
Azo cliquer-na ilay verset ao anaty konkordansa, sy azo vakiana ny teny mifanaraka amin'ilay verset Fanitsiana ireo andinina laharan-kira ao amin'ny fihirana rehetra Fahazahoana notifcation isaky ny amin'ny 06ora maraina raha misy mise a jo
Version 1.0.9 released
Fanitsiana ny diso ao amin'ny hafa / lohahevitra Fanavaozana ny audio rehefa mamaky baiboly
Version 1.0.8 released
Inona no vaovao amin'ity kinova ity: • Vakio amin'ny feonao — raiketo ny feonao, henoy ny Baiboly amin'ny feonao • Sary andinin-teny azo zaraina (miaraka amin'ny safidy loko) • Loko 5 azo isafidianana ho an'ny rindranasa • Na di
Version 1.0.7 released
Fanampiana ny tenin' Andriamanitra voasafidy sy ny mofon'aina azo zaraina amin'ny alalan'ny sary Fanitsiana ny diso izay hita ao amin'ny konkordansa
Version 1.0.6 released
Fanampiana audio tao anaty baiboly Fanampiana lohahevitra maromaro ao anaty pejy hafa, fitaovana (misy andinin-tsoratra masina maromaro isaky ny lohahevitra) Fanampiana ny konkordansa
Version 1.0.4 released
Fanatsarana ny fomba famadiana pejy amin'ny baiboly toy ny boky taratasy rehefa mamadika pejy Fitadiavana tena na fehezan-teny na lohateny na laharana hira ao anaty fihirana (ffpm, fanampiny, salamo, tsanta, antema, vokovokomanga)
Version 1.0.3 released
Fahafahana mijery ny hira ao aloha sy ny hira manaraka Fanitsiana ireo hira sy ireo boky ao anaty baiboly
Version 1.0.2 released
Fanitsiana sy fanatsarana ireo boky sy hira amin'ny endriny hafa
Version 1.0.1 released
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te
Version 1.0 released
expanded screenshot