Home › Books
Information
Preview 1 platform
iPhone 10 images
What’s New Version 1.0.16
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application
Description
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa
Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
Accessibility
ipadiphonemacrealityDevicetvoswatch
Version history 16 versions
Build 887837579v1.0.162026-07-05 00:43:42
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application
Build 887537932v1.0.142026-06-28 16:57:31
- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly
- Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa
- Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)
Build 887557125v1.0.152026-06-28 22:52:58
- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao
- Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo
- Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fanovana programa
Build 887492743v1.0.132026-06-26 20:45:28
- Fanavaozana ny konkordansa
- Famoronana programa amin'ny endriny hafa kely
- Famoronana dingana programa (Hira, Asa vavolombelona,...)
- Fizarana ny programa voaforona ho pdf na an-tsary
Build 886914491v1.0.122026-06-13 19:26:47
Fanitsiana ireo konkordansa
Nahitsy hatrany ny audio sy ny boky rehefa mamaky baiboly
Afaka mihaino audio amin'ny toko sy andininy voasafidy n'aiza n'aiza
Afaka mitady toko andiny avy hatrany eo amin'ny page accueil (ohatra Jaona 3:5-16)
Build 886899453v1.0.112026-06-12 21:50:57
Nampifanarahana akaiky ny audio sy ny vakiteny rehefa mijery baiboly
Nasiana fanitsiana ihany koa ny perikopa
Navaozina ny pejy hafa
Build 886587693v1.0.102026-06-06 00:35:37
Azo cliquer-na ilay verset ao anaty konkordansa, sy azo vakiana ny teny mifanaraka amin'ilay verset
Fanitsiana ireo andinina laharan-kira ao amin'ny fihirana rehetra
Fahazahoana notifcation isaky ny amin'ny 06ora maraina raha misy mise a jour ao amin'ny App Store
Build 886539316v1.0.92026-06-04 23:03:04
Fanitsiana ny diso ao amin'ny hafa / lohahevitra
Fanavaozana ny audio rehefa mamaky baiboly
Build 886418129v1.0.82026-06-02 17:47:46
Inona no vaovao amin'ity kinova ity:
• Vakio amin'ny feonao — raiketo ny feonao, henoy ny Baiboly amin'ny feonao
• Sary andinin-teny azo zaraina (miaraka amin'ny safidy loko)
• Loko 5 azo isafidianana ho an'ny rindranasa
• Na dia mikatona aza ny finday dia afaka mihaino audio baiboly foana ianao
• Audio haingana sy mateza kokoa
• Fanatsarana sy fanitsiana isan-karazany
Build 886397322v1.0.72026-06-01 23:38:37
Fanampiana ny tenin' Andriamanitra voasafidy sy ny mofon'aina azo zaraina amin'ny alalan'ny sary
Fanitsiana ny diso izay hita ao amin'ny konkordansa
Build 886350172v1.0.62026-05-31 21:42:00
Fanampiana audio tao anaty baiboly
Fanampiana lohahevitra maromaro ao anaty pejy hafa, fitaovana (misy andinin-tsoratra masina maromaro isaky ny lohahevitra)
Fanampiana ny konkordansa
Build 886247731v1.0.42026-05-28 20:37:21
Fanatsarana ny fomba famadiana pejy amin'ny baiboly toy ny boky taratasy rehefa mamadika pejy
Fitadiavana tena na fehezan-teny na lohateny na laharana hira ao anaty fihirana (ffpm, fanampiny, salamo, tsanta, antema, vokovokomanga)
Build 886175327v1.0.22026-05-27 16:48:25
Fanitsiana sy fanatsarana ireo boky sy hira amin'ny endriny hafa
Build 886207945v1.0.32026-05-27 21:01:01
Fahafahana mijery ny hira ao aloha sy ny hira manaraka
Fanitsiana ireo hira sy ireo boky ao anaty baiboly
Build 885993061v1.02026-05-26 14:14:29
Build 886157330v1.0.12026-05-26 21:48:13
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.
BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao
FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)
LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)
FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa
Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra
No pricing data captured yet — comparisons appear once the app has paid storefronts or in-app purchases.
Availability 113 of 113 storefronts
| Region | Language | Price | Ratings | Avg | Version |
|---|---|---|---|---|---|
MG | en-GB | Free | 54 | 4.6 | 1.0.16 |
FR | fr-FR | Free | 34 | 4.8 | 1.0.16 |
CA | en-CA | Free | 3 | 5.0 | 1.0.16 |
DE | de-DE | Free | 2 | 5.0 | 1.0.16 |
ES | es-ES | Free | 2 | 5.0 | 1.0.16 |
AE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AF | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AL | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AR | es-MX | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AT | de-DE | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AU | en-AU | Free | 0 | — | 1.0.16 |
AZ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BG | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BH | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BN | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BT | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
BY | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
CH | de-CH | Free | 0 | — | 1.0.16 |
CY | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
CZ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
DK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
DO | es-MX | Free | 0 | — | 1.0.16 |
DZ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
EE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
EG | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
FI | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
FJ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
FM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
GB | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
GE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
GM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
GR | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
GW | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
HN | es-MX | Free | 0 | — | 1.0.16 |
HR | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
HU | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
ID | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IL | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IN | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IQ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IS | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
IT | it | Free | 0 | — | 1.0.16 |
JM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
JO | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
KG | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
KH | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
KR | ko | Free | 0 | — | 1.0.16 |
KW | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
KZ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LB | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LT | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LU | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LV | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
LY | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MD | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
ME | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MN | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MO | zh-Hant-HK | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MR | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MT | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MV | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
MY | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NI | es-MX | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NL | nl | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NO | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NP | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NR | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
NZ | en-AU | Free | 0 | — | 1.0.16 |
OM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PG | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PH | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PL | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PT | pt-PT | Free | 0 | — | 1.0.16 |
PW | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
QA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
RO | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
RS | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
RU | ru | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SB | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SE | sv | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SG | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SI | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
SL | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TD | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TH | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TJ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TM | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TN | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TO | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TR | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TT | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
TW | zh-Hant-TW | Free | 0 | — | 1.0.16 |
UA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
US | en-US | Free | 0 | — | 1.0.16 |
UZ | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
VN | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
VU | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
XK | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
YE | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
ZA | en-GB | Free | 0 | — | 1.0.16 |
Change log 19 changes · NL
✎
releaseNotes updated
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho
✎
description updated
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina
✎
name updated
Baiboly Fihirana
◆
Version 1.0.16 released
- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny inst
◆
Version 1.0.15 released
- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao
- Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo
- Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fan
◆
Version 1.0.14 released
- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly
- Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa
- Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)
◆
Version 1.0.13 released
- Fanavaozana ny konkordansa
- Famoronana programa amin'ny endriny hafa kely
- Famoronana dingana programa (Hira, Asa vavolombelona,...)
- Fizarana ny programa voaforona ho pdf na an-tsary
◆
Version 1.0.12 released
Fanitsiana ireo konkordansa
Nahitsy hatrany ny audio sy ny boky rehefa mamaky baiboly
Afaka mihaino audio amin'ny toko sy andininy voasafidy n'aiza n'aiza
Afaka mitady toko andiny avy hatrany eo amin'ny page accueil (ohatra Jaona 3:5-16)
◆
Version 1.0.11 released
Nampifanarahana akaiky ny audio sy ny vakiteny rehefa mijery baiboly
Nasiana fanitsiana ihany koa ny perikopa
Navaozina ny pejy hafa
◆
Version 1.0.10 released
Azo cliquer-na ilay verset ao anaty konkordansa, sy azo vakiana ny teny mifanaraka amin'ilay verset
Fanitsiana ireo andinina laharan-kira ao amin'ny fihirana rehetra
Fahazahoana notifcation isaky ny amin'ny 06ora maraina raha misy mise a jo
◆
Version 1.0.9 released
Fanitsiana ny diso ao amin'ny hafa / lohahevitra
Fanavaozana ny audio rehefa mamaky baiboly
◆
Version 1.0.8 released
Inona no vaovao amin'ity kinova ity:
• Vakio amin'ny feonao — raiketo ny feonao, henoy ny Baiboly amin'ny feonao
• Sary andinin-teny azo zaraina (miaraka amin'ny safidy loko)
• Loko 5 azo isafidianana ho an'ny rindranasa
• Na di
◆
Version 1.0.7 released
Fanampiana ny tenin' Andriamanitra voasafidy sy ny mofon'aina azo zaraina amin'ny alalan'ny sary
Fanitsiana ny diso izay hita ao amin'ny konkordansa
◆
Version 1.0.6 released
Fanampiana audio tao anaty baiboly
Fanampiana lohahevitra maromaro ao anaty pejy hafa, fitaovana (misy andinin-tsoratra masina maromaro isaky ny lohahevitra)
Fanampiana ny konkordansa
◆
Version 1.0.4 released
Fanatsarana ny fomba famadiana pejy amin'ny baiboly toy ny boky taratasy rehefa mamadika pejy
Fitadiavana tena na fehezan-teny na lohateny na laharana hira ao anaty fihirana (ffpm, fanampiny, salamo, tsanta, antema, vokovokomanga)
◆
Version 1.0.3 released
Fahafahana mijery ny hira ao aloha sy ny hira manaraka
Fanitsiana ireo hira sy ireo boky ao anaty baiboly
◆
Version 1.0.2 released
Fanitsiana sy fanatsarana ireo boky sy hira amin'ny endriny hafa
◆
Version 1.0.1 released
Baiboly sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely
Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te
◆
Version 1.0 released
MGen-GB
FRfr-FR
CAen-CA
DEde-DE
ESes-ES
AEen-GB
AFen-GB
ALen-GB
AMen-GB
ARes-MX
ATde-DE
AUen-AU
AZen-GB
BAen-GB
BEen-GB
BGen-GB
BHen-GB
BMen-GB
BNen-GB
BTen-GB
BYen-GB
CHde-CH
CYen-GB
CZen-GB
DKen-GB
DOes-MX
DZen-GB
EEen-GB
EGen-GB
FIen-GB
FJen-GB
FMen-GB
GBen-GB
GEen-GB
GMen-GB
GRen-GB
GWen-GB
HNes-MX
HRen-GB
HUen-GB
IDen-GB
IEen-GB
ILen-GB
INen-GB
IQen-GB
ISen-GB
ITit
JMen-GB
JOen-GB
KGen-GB
KHen-GB
KRko
KWen-GB
KZen-GB
LAen-GB
LBen-GB
LKen-GB
LTen-GB
LUen-GB
LVen-GB
LYen-GB
MAen-GB
MDen-GB
MEen-GB
MKen-GB
MMen-GB
MNen-GB
MOzh-Hant-HK
MRen-GB
MTen-GB
MVen-GB
MYen-GB
NIes-MX
NOen-GB
NPen-GB
NRen-GB
NZen-AU
OMen-GB
PGen-GB
PHen-GB
PKen-GB
PLen-GB
PTpt-PT
PWen-GB
QAen-GB
ROen-GB
RSen-GB
RUru
SAen-GB
SBen-GB
SEsv
SGen-GB
SIen-GB
SKen-GB
SLen-GB
TDen-GB
THen-GB
TJen-GB
TMen-GB
TNen-GB
TOen-GB
TRen-GB
TTen-GB
TWzh-Hant-TW
UAen-GB
USen-US
UZen-GB
VNen-GB
VUen-GB
XKen-GB
YEen-GB
ZAen-GB